Fitantanan-drano mirindra, antokin'ny famokarana maharitra sy ny fahaleovan-tena ara-tsakafo.
FR MG EN

Fitaritana sy fampaharetana loharano

Tongasoa › Vahaolana voaray › Fitaritana sy fampaharetana loharano…
Fitaritana sy fampaharetana loharano
photo 1 photo 2 photo 3 photo 4 photo 5
Fomba fanangonana rano Fiarovana ny nofotany sy ny rano Fisintonana rano Fitehirizana rano

Fitaritana sy fampaharetana loharano

  • Natolotry : Jean Narcisse
  • Toerana : Antsiranana II, Diana
  • Nalefa tamin'ny
  • Efa nampiasaina havirina? : 2021
  • Velarany toerana : 0.60 ha
  • Tombam-bidy : 200 000 – 1 000 000 Ar
  • Karazana voly ampiasana azy : Plantes aromatiques , cultures maraicheres
1 voty

Fanazavana momba ilay tolotra

Tsy ampy mandavataona ny rano avy am loharano ,tsy ampy ny rano ho entimamokatra indrindra amin'ny maintany . 3 volana aorian'ny faran'ny fahavaratra dia ritra ny rano . Teknika nampiasaina ny fanarenana ny ala fivoahan'ny loharano ( restauration des paysages forestiers ) mba hampitomboana ny rano avoakan'ny loharano, fisintonana sy fanangonana ny rano anaty bassin , fitsinjarana araka ny filana n'y rano ampiasaina . Vokatra azo : nitombo 6 volana aorian'ny fahavaratra ny fahazoana rano , afaka nitarina ny faritra fambolena , niakatra ny vokatra

Video