Water retention
Soil & water conservation
Pumping
Water storage
Fitaritana sy fampaharetana loharano
1
votes
Solution description
Tsy ampy mandavataona ny rano avy am loharano ,tsy ampy ny rano ho entimamokatra indrindra amin'ny maintany . 3 volana aorian'ny faran'ny fahavaratra dia ritra ny rano . Teknika nampiasaina ny fanarenana ny ala fivoahan'ny loharano ( restauration des paysages forestiers ) mba hampitomboana ny rano avoakan'ny loharano, fisintonana sy fanangonana ny rano anaty bassin , fitsinjarana araka ny filana n'y rano ampiasaina . Vokatra azo : nitombo 6 volana aorian'ny fahavaratra ny fahazoana rano , afaka nitarina ny faritra fambolena , niakatra ny vokatra